Dieu ; l'Homme et la lumière

Dieu est à l'intérieur de soi, pourquoi doit-on aller le rechercher dans une église

  • Accueil
  • > Araraoty ny andro azo anaovan-tsoa

2 février, 2022

Araraoty ny andro azo anaovan-tsoa

Classé dans : — cyrius @ 13:08

«Tsy adidiko izaho irery fa adidiko izaho sy ianareo » « Ny tsiambaratelo iraisan’ny olona mahomby dia ny fizarana. » Ampio aho hizara fahendrena; tolo-kevitra mahomby ; ny tsiky ; ao amin’ny tranonkalako: http://cyrius.unblog.fr sy http://constitutionfantome.e-monsite.com Entanina ianao izay mahafeno ny fepetra hanokatra kaonty fanangonam-bola Leetchi.com ho an’ny mpanoratra, ary fisaorana mialoha sahady no atolotra anao amin’izany. Galatiana 6, 6 « Aoka izay ampianarina ny teny mba hahafoy zava-tsoa ho an’izay mampianatra ». Matio 35 – 45« 35Fa noana aho, nomenareo hanina, nangetaheta aho, nomenareo hosotroina; nivahiny aho, nampiantranoinareo; 36tsy nitafy aho, notafianareo; narary aho, novangianareo, tany an-tranomaizina aho, notsidihinareo. 37Ary dia hamaly azy ny marina ka hanao hoe: Tompo, oviana no hitanay noana hianao ka nomenay hanina; nangetaheta ka nomenay hosotroinao? 38Oviana no hitanay nivahiny hianao ka nampiantranoinay, na tsy nitafy ka notafinay? 39Oviana no hitanay narary hianao na tany an-tranomaizina ka novangianay? 40Dia hamaly ny Mpanjaka ka hanao aminy hoe: Lazaiko marina aminareo fa isaky ny nanao izany tamin’ny anankiray amin’ireto rahalahiko kely indrindra ireto hianareo, dia nanao izany tamiko. 41Ary dia hiteny amin’ireo eo an-kaviany kosa indray izy ka hanao hoe: Mialà amiko hianareo, ry voaozona, mba ho any amin’ny afo mandrakizay izay voavoatra ho an’ny demony sy ny anjeliny. 42Fa noana aho, tsy nomenareo hanina; nangetaheta aho, tsy nomenareo hosotroina; 43nivahiny aho, tsy nampiantranoinareo; tsy nitafy aho, tsy notafianareo; narary aho sy tany an-tranomaizina, tsy novangianareo. 44Dia hamaly azy koa ireo hanao hoe: Tompo, oviana no hitanay noana hianao, na nangetaheta, na nivahiny, na tsy nitafy, na narary, na tany an-tranomaizina ka tsy namonjy anao izahay? 45Fa hovaliany hoe: Lazaiko marina aminareo fa isaky ny tsy nanao izany tamin’ny anankiray amin’ireto kely indrindra ireto hianareo, dia tsy nanao izany tamiko koa. 46 «Izy; lehilahy ory sady zatra ny fahoriana » Isaia 53 : 3 “Omeo an’i Kaisara izay an’i Kaisara, aloavy ho an’Andriamanitra izay an’Andriamanitra”, ny Zanany lahimatoa. 1Raha manao soa ianao, fantaro izay anaovanao azy, dia hankasitrahan’Andriamanitra sy ny olona ny soa ataonao. 2Manaova soa amin’ny olo-marina dia hahita valisoa ianao, na tsy misy aza dia amin’ny Tompo kosa. 3Ny soa atao tsy mba ho an’izay manahy ny amin’ny ratsy, na ho an’izay tsy mbola manaraka ny fanaovan-tsoa. 7Ny olona tsara fanahy no omeo, fa aza manampy ny mpanota, alefaso amin’ny kaonty Mvola : 0341491738 na Airtel money : 0332324609 Izay rehetra mandray anjara manomboka amin’ny – Ar 3000 dia hahazo an’ilay boky angano mampihomehy nosintonina avy amin’ny baiboly mitondra ny lohateny hoe : Radavodo sy Ragôlita (PDF) – Ar 5000, dia hahazo an’ilay « mozika manome hery » MP3, na ny boky  voalaza etsy ambony miampy boky hafa : « Ny fanahy no olona » (PDF) – Ar 7000 no ho miakatra, hotolorana an’ireo telo ireo indray miaraka. Na latsaka na mihoatra an’ireo no arotsakao, dia raisina an-tanan-droa. Fiaraha-miasa amin’Andriamanira izany ary sorona ho anao. Mpihatsaravelatsihy kosa ianao raha milaza ho manohana any asan’Andriamanitra sy manao rakitra any an-toeran-kafa, nefa ny tena asa ataon’ny Mesia mivantana, tsy tohananao.

Tsy adidiko izaho irery fa adidiko izaho sy ianareo

Le Messie, le prince de la paix selon EsaIê 9 : 5 : Tanguy

Commentaires désactivés.

 

vrai ou pas vrai |
Jeunes Cathos de l'Avallonnais |
Cloud |
Unblog.fr | Annuaire | Signaler un abus | Islam Qour'an Hadith Fikr
| VIENS A JESUS
| fanilomanazava