ITY MISY TRANONKALA MPIVAROTRA SARY SY VIDÉO
Mety manana sary angamba ianao any anaty finday sy any anatin’ny solosaina any.
Aparitaho ho hitan’ny hafa, fa mivadika ho vola ireny.
Shutterstock.com no sehatra ivarotako ny vidéos vitako.
Azonao alefa amin’izay ireo sary na video anananao, format mp4 na mov raha vdéo, jpeg na eps, ka tsy latsaky ny 4M ny habeny.
Inoako fa hahaliana anao ny hijery ny portfolio-ko.
Misy video mihoatry ny 190 isa hahaliana anao ato, ary natao ho azonao ampiasaina.
Tsy voatery ho feno tahaka ny sary hitanao amin’ny fahitalavitra itony « vidéos réutilisables » itony, ireo teknisiana mahalala an’ity sehatra ity moa mahay ny fampiasana azy.
Misy « forfait » azonao isafidianana moa ao rehefa avy misoratra anarana sy hanjifa ianao.
Mpanakanto maro izao no mampiasa an’itony vidéos réutilisables itony ao anatin’ny clip-ny ; ny mpanao sarimihetsika sy sarimiaina koa ; ny mpanao dokam-barotra ; ny mpamokatra fandaharana sy ny mpanentana eo amin’ny sehatra samihafa. Vitsy angamba ny sehatr’asa tsy mampiasa azy raha hanao serasera.
Koa araraoty dieny izao, « Ny anio no fotoana tsara indrindra », hitondrana fiovana.
Tsindrio ny rohy, dia safidio ny video. Dia miandry anao.
Raha tsapanao koa fa tokony hotohanana ny asa ataon’ny tenanay ato amin’ity tranonkala ity , dia ity ny laharana Mvola : 0344485763
Izy ity moa tonga amin’ilay fitenin’Andrianampoinimerina malaza tamin’ny kabariny manao hoe : « Tsy adidiko izaho irery fa adidiko, izaho sy ianareo ».