Filazàna sakafon-dRagolita
Recherchez aussi :
Raha handefa vola ianao eto Madagascar
Mvola na Airtele Money : 0341491738/0332324609
Raha any ivelany ianao, dia manorata aty amiko, fa manana compte Skrill ny tenako.







Je suis aussi Créateur de dessin animé.
Planetan'ny Dinaozaoro est le premier produit, dure 62 minutes et est déjà disponible pour les clients.
SYNOPSIS :
Il était une fois dans une planète lointaine, un royaume peuplé de dinosaures, ils parlent, mais leurs voies ne sortent pas de leurs bouches.
L'abus de pouvoir et le COVID 69 y règnent.
On tire sur tous ceux qui sont malades et sur tous ceux qui ne mettent pas leurs faces masks...
Vous pouvez cliquer sur ce lien pour voir la bande-annonce :



Image montrant une apparence de l'âme.
Alim-be ety
Ary
.............................
Manonofy ve ny foko ?
Fa ny fitiavako mifofof
Hoe hiaraka aminao
Te hifamihina aminao
Eny, tsy angamba, eny.
Mangovitra ny foko
Maniry koa ny nofo
Te hifamihina aminao
Manina ny vatanao
Mitsiriritra sa tia ?
Izy roa angamba akia,
Tsy angamba.
Miantsoa raha te hitafa
Angamba ianao tsy hihafahafa
Ny fitiavana, hono mantsy
Mahery noho ny basy, ny antsika
Angamba ianao tia ?
Ny foko lasanao, ny vatako ho an-dry.
Ianao, ilay zazavavy.
Tiako hantsoina hoe Malala
…...............Angamba ianao mahalala
ENY, TSY ANGAMBA, ENY
CYRIUS
| L | Ma | Me | J | V | S | D |
|---|---|---|---|---|---|---|
| « sept | ||||||
| 1 | 2 | 3 | 4 | 5 | 6 | 7 |
| 8 | 9 | 10 | 11 | 12 | 13 | 14 |
| 15 | 16 | 17 | 18 | 19 | 20 | 21 |
| 22 | 23 | 24 | 25 | 26 | 27 | 28 |
| 29 | 30 | 31 | ||||