Dieu ; l'Homme et la lumière

8 janvier, 2012

CAUSE RACIALE, AOKA IZAY

Classé dans : — cyrius @ 12:57

Aoka izay ny fivoizana an’ity Cause Andriana sy tsy Andriana ity fa tsy misy Andriana izany eto. Ny andriana fantatray dia izay nitondra an’ity Firenena ity hatr@ izay ihany, dia RANAVALONA III sy ny teo alohany rehetra.

Ny ankoatr’izay, mahalaza zavatra betsaka i Molière raha ni1aza fa : « La vertu est le premier titre de noblesse »

Averiko eto koa ny tenin’i Kristy manao hoe « Afaka maorona taranak’i Abrahama avy @ ireto vato ireto ny Raiko » . Ny maha  zanak’andrianamanitra ny olona, ny fahamarinany, ny herin’Andriamanitra ao aminy no ambony noho ny rà izay mena avokoa ho an’ny olona rehetra

NY FANAHY NO OLONA ARY NY FANAHY no fototry ny fahendrena fa tsy ny rà, ny Fanahy no hoenti-mitondra fa tsy ny rà na ny hambom-po diso toerana. Fanampin’izany; OLO-MARINA no ilaina fa tsy olona mitondra anaran-dray. Aoka tsy hanao ratsy tarehy mangata-bady ka anaran-dray no enti-mangataka.

VALIO FA HAMALY ANAO AHO

Créer un blog gratuitement sur Unblog.fr

Oops ! Une erreur est survenue.

L'accès au blog est momentanément impossible,
veuillez nous excuser et ré-essayer dans quelques instants.

Retour ou Écrivez-nous si le problème persiste.