Herisetra aoka izay
Aoka izay ny herisetra, aiza ny fanajana ny zon’olombelona ?
Ho anao izay mahatsapa fa ilaina ny fiainana milamina no iantefan’ity horonantsary fohy amin’ny teny malagasy etsy ambany ity.
Mihevitra aho hoe toa ahy koa ianao, tsy ekenao ny fanakorontanana ny sainao sy ny fiainanao, na indray andro monja aza.
Efa hatramin’ny 2016 no nanakorontanan’ny olona tondroiko ato ahy na andro na alina na aiza na aiza misy ahy, na ao an-trano koa aza.
Ny manao menace sy mandranitra moa heveriny ho rehareha indrindra raha odiana tsy valiana.
Ny fifofoana ny ain’ny tena koa etsy andaniny.
Ny renibeny, izay ipetrahany moa manampy sy mamporisika azy amin’izao asa ratsy izao.
Tsy misy sotasota tsy ataon’ireto olona ireto.
Miangavy anao hitoroka an’ity olona mandany taona maro amin’ny asa ratsiny ity any amin’ny manampahefana aho.
Miaraka amina namana izy, ny vadiny koa matetika miaraka aminy amin’izao asa ratsy izao, ary misy ankizy tsy ampy taona koa.
Iangaviana koa ianao, mahalala ny asa ratsy ataon’io renibeny io hitoroka azy.
Manainga mavesatra an’ireo tompon’andraikitra amin’ny ady amin’ny herisetra hanao fanadihadiana miafina momba an’ireto olona ireto.
Ety Tsimbazaza aho amin’ny fotoam-piasana, nanomboka ny volana oktobra ? 2020 ary tonga aty koa io olona io.
Toy izany koa teo anelanelan’ny may 2016 ka hatramin’ny 13 décembre 2018, raha mpikambana tao amin’ny American Corner Tanjombato ny tenako ary mankeny amin’ny tranombokim-pirenena Ampefiloha avy eo. 2019, toy izany koa raha tao amin’ny Accès Internet sy Espace français an’y tranombokim-pirenena ny tenako.
Mitohy izany rehefa any an-toeran-kafa ny tena, na andro na alina. Fantatra tanteraka moa ny momba an’io olona io, ny anarana sy ny adiresiny. Azonao angatahina amiko izany.
Olona akaiky ny tena io. Misy fianakaviana iray, izay akaiky ny tena ihany koa mamporisika azy amin’izao asa ratsiny izao Facebook : https://www.facebook.com/sediarifaratanguyparfait.rakotoson LinkedIn : www.linkedin.com/in/tanguy-rakotoson-498b6613b Miangavy anao hanaraka an’ity fohy ity hahafahantsika miara-miasa. Zava-doza izao, tsy ho ahy irery, fa ho an’ny hafa koa
Afaka manohana an’izao ady amin’ny herisetra izao ara-bola koa ianao Mvola 0341491738 na Airtel Money 0332324609 Tsy ferana izay harotsakao na be na kely, ny erikerika, hono, ahatondra-drano. Mety hahasoa olona maro ity pejy ity, mila aparitaka arak’izay tratra. Mila fatsarana ihany koa ity tranonkala ity. Tsodrano ho anao ny fandraisana anjara amin’izany. Itony koa azonao andraisana anjara Aloavy amin’ny Mvola 0341491738 na Airtel Money 0332324609 ny Ar 5000, fandraisanao anjara, dia omeko anao ny rohin’nio mozika manome hery sy mitondra fitoniana io, 80 mn ny faharetany.
Aloavy amin’ny Mvola 0341491738 na Airtel Money 0332324609 ny Ar 3000, fandraisanao anjara, dia omeko anao ny rohin’io sarimiaina amin’ny teny malagasy io, 60 mn ny faharetany. Itony moa fikarohana momba ny tantaran’i Madagasikara, nodinihina avy amin’ny fandikana ny kabbale sy ny baiboly I Madagasikara fahagola :