MPITARI-BATO VILAM-BAVA
| Mahavariana ihany ny mahita ny mpitondra fivavahana katolika sasany mitsabaka @ raharaha politika eto Madagasikara, indrindra miandany @ ireo fanetriben’ny firenena. Tsy misy tsy mahalala ny olana mitranga ao Vatican ao, fanolanana…(izay hojerentsika etsy ambany) Malagasy iza no nitsabaka t@ izany raharahan’i Vatican izany? santionany ireto1997 Lecture d’une « déclaration de repentance» par la Conférence Épiscopale de France à Drancy le 30.09.1997, concernant l’attitude de l’Église catholique française sous Vichy, son « silence» sur les déportations de juifs, et l’antisémitisme qui a trop longtemps imprégné son enseignement (» la perfidie des juifs, le peuple déicide» ). Sources: « Le Monde» 01/10/97, Documentations Informations Catholiques Internationales. 1998 Izany koa ve no tianareo hatao eto ? Tout commence au cours de l’année 2010, quand Carmelo Abbate, un journaliste italien du magazine Panorama, publie une enquête choc, résultat d’une immersion dans le milieu des prêtres gays à Rome. « C’est à la faveur d’une rencontre avec une amie qui m’avait informé que beaucoup de prêtres gays se retrouvaient dans des clubs et des saunas », explique Abbate. « J’ai donc entrepris cette investigation muni d’une caméra cachée et je me suis vite aperçu de l’ampleur du phénomène. » Résultat : l’enquête sort dans son magazine à la fin du mois de juillet et provoque un scandale mondial. Réponse des autorités religieuses à propos de l’enquête : « Ce phénomène existe, oui, mais cela ne concerne qu’une infime partie des religieux. » Ce à quoi Carmelo Abbate rétorque, à l’époque : « Faux, selon mes recherches, 98 % des prêtres romains sont gays. »
(JE NE VOUS SUIVRA JAMAIS, VOUS NE MERITEZ PAS A ETRE PRIS COMME MODELES) Iny lalana iny, ahitana zava-tsy fampiseho masoandro maro, Iny lalana iny…mamoafady … iny lalala iny….. Ny manahirana dia atao promotion eto @ firenentsika io resaka homosexualité io ary fantatra avokoa hoe olom-piangonana avy aiza sy mpanao politika iza avy no manohana sy mamporisika an’ireo réseau-na homosexuel ireo ary fantatra tsy miafina ny fomba fiasany.
Ireo olona tsy an’asa mora tambazana vola kely dia tsy mihaino ny feon’ny fieritreretany no betsaka ampiasainy, ireo, ampanaovina RADIO TROTTOIR mitety an’izao rehetra izao hanaparitaka azy ary voatariny hanaraka ny heviny ny osa sy malemy rehetra. Hainy ny mandranitra fankahalana, mampihorohoro mba tsy hanoheran’ny hafa ny saina malotony ka takona ao anatin’izany fa tetika politika no ao ambadik’ireny rehetra ireny. Ahodina amin-javatra hafa ny sainizy ireo mba tsy hahita sy hieritreritra ny fanararaotana ataon’ireo milaza azy ho mpitondra. Ho jamba koa izy ka tsy hieritreritra fa olona tsy azo atao ho fakan-tahaka ireo mitonona ho mpitondra fivavahana manasa ny lohany @ toriteny lavareny sy ny baiboly izay sady tsy inoany no tsy fantany akory, indrindra ny fampiharana azy. Ary ezahina potehina izay olona mijoro @ fahamarinana sy tsy mety manaraka ny lalan-kizorany sy ny politika malotony. Ireo olon-tsotra izay lasibatr’izy ireo ihany no tena ampiasainy @ izany. NY HAMPANJAKA NY AIZINA NO TENA TANJONY. Mbola ho ela isika vao ho afaka @ finoanoam-poana. Marihiko ihany fa : Misy farany anie ny zavatra rehetra e ary tsarovy fa misy vokany ny atao rehetra ary tsy maintsy mivaly aminao na ratsy na tsara. DISO HEVITRA nefa izy sy ireo mpnaraka azy. Ny nofy atoandro mijanona ho nofy ihany. Mba tonga saina ianao izay manaraka an’ireny olona ireny raha olona manofy atoandro sy tsy ampy saina no arahinao ny heviny, ianao kosa izany mba olona tahaka ny ahoana? Tsarovako eto ny teny ao @ Baiboly manao HAIVA (HAETRY) NY OLOMBELONA raha mitantara momba ny FIN DE CYCLE izy (Ilay adikan’ny maro ho fara andro). Toa efa tanteraka tsikelikely izany raha ny fahitana ny zava-misy. Diniho kely, na dia te hiseho ho mahitahita sy mahay aza izy ireo dia fisainana latsaka ambany sady voafetra no hita, misoko midina hatrany…. Teny atsipy fotsiny no ilazako fa raha siantifika maro no mihevitra fa avy @ biby no niandohan’ny olombelona, araka ny fikarohana nataony dia ny mifanohitra @ izany no izy. Tsy ilantsika laboratoire ny fandinihana an’izany. Hita ao @ kolontsaina maro ny fahamarinan’izany toy ny hoe olombelona lasa LOU GAROU ho an’ny tandrefana sasany, tsy ela koa izay ny nahitana ireo olona Akomba tany @ faritany, iray @ ireny i LA izay navoakan’ny gazety teto amintsika ary nahaliana ny maro. IZAY MANAN-TSAINA AOKA HANDINIKA, RAHA NY ADALA HONO MANTSY NO ANARINA, NY LAMBANY NO ARIANY…. Efa voasoratra mialoha ary hita ao anaty BAIBOLY ANIE izao zava-mitranga izao e ary efa vosoratra ao ao fa mamotika ny tenany izy ireo @ izao fihetsiny rehetra izao (ireo mpamporisika azy koa toy izany ihany) IRETO MISY OHATRA Iza ireo “incoscient orgueilleux ireo? IZAIA 9: 8 ….izay miteny amim-piavonavonana (mirediredy) IZAIA 3 : 8-9 8 Satria mangozohozo Jerosalema ary mirodana Jodà, JEREMIA 23 : 14-15 14 Tamin’ireo mpaminanin’i Jerosalema (ry be rebareba isany) kosa anefa nahita zava-mahatsiravina aho, …………………. Aza mihaino ny tenin’ireo mpaminany Tsy misy mpanao ratsy na mpanadainga ho afa-maina nefa, Andriamanitra no niteny ary ny teniny TSY MAINTSY TANTERAKA
TSY OLOMBELONA AFAKA HANOVA AN’IZAY NALAHATR’ANDRIAMANITRA SY HO HO AFAKA HIFANANDRINA AMINY. « Na tafika iray aza no hitoby hiady amiko, tsy hatahotra aho » CYRIUS IZAIA 45 et 49……SALAMO 4…..
|
Oops ! Une erreur est survenue.
L'accès au blog est momentanément impossible,
veuillez nous excuser et ré-essayer dans quelques instants.
Retour ou Écrivez-nous si le problème persiste.

