Dieu ; l'Homme et la lumière

5 avril, 2012

TSY MAHAVAHA OLANA

Classé dans : — cyrius @ 16:40

tsy mahagaga raha tsy mivaha ny olana misy eto Madagasikara.
Ny mpanao politikantsika tsy mahay akory ny atao hoe fitondrana fa mifarana hatreo @ny fahazoana seza ny zavatra rehetra.
Resa-be sisa no manohy an’izay.
Tsy miteny intsony ny hevitra fa izay manam-basy ihany no atahorana.
Fantaro fany mpandraharaha anie ka tombombarotra ho an’tenany no tanjona e na sehatra aiza no misy azy na sehatra aiza, tombontsoa manokana sy bizna ihany koa no tanjony @ fanaovana politika.
Ny mpanao dokam-barotra anie havanana @ famoronana lainga e.
Ny tanalahy tsy manana foto-kevitra mazava ijoroana fa miovaova loko, rehefa eo ny seza dia izay.
Ataon’ny mpanao politika tohatra hiakarany eo ambony seza fotsiny ny vahoaka manohana azy ireo, fa ny zava-bitany ho azy ireo tsy misy.
AMPIO INDRAY NY ISAN’NY SEZA DIA ANTSOY NY MPANAO POLITIKA HAFA, ANTSOY NY BE REBAREBA, ANTSOY NY MPAMPIANATRA HAIADY, AVONDRO NY BEGALONA NY BEBOTY rehetra hiaro an’ireo rehetra ireo faTSY HIVAHA NY OLANA.
TSY ANY AMINAREO NY FANALAHIDY HAMAHANA NY OLANA.

Créer un blog gratuitement sur Unblog.fr

Oops ! Une erreur est survenue.

L'accès au blog est momentanément impossible,
veuillez nous excuser et ré-essayer dans quelques instants.

Retour ou Écrivez-nous si le problème persiste.