Tsindrio ny sary etsy ambany raha hijery ny bande annonce :
Ar 3000 amin’ny Mvola 0341491738 na Airtel Money 0332324609
Dia omeko anao ny rohy ahazoana azy.
MOMBA AN’ITY SARIMIAINA ITY
Angano, fiainana dinaozaoro tany amin’ny planeta iray tany lavitra be tany.
Miteny ireo Dinaozaoro ireo, sangy tsy mba mivoaka avy ao am-bava ny azy ny feo.
Nampiasa saina mafy an’Andrianify mpanjaka, hono ny fitiavana te hahalala hoe avy aiza no mivoaka ny feon’ireo dinaozaoro ireo.
Niparitaka koa nefa ny aretina COVID 69 ka nahavoatery ny mpanjakany handray fepetra henjana sy mafy, tifirana izay mivoaka ny trano.
Nanjaka koa nefa ny herisetra sy ny fanaparam-pahefana tao anatin’izany…
61 mn no faharetany, vidiny amin’izao fotoana izao Ar 3000 amin’ny Mvola 0341491738 na Airtel Money 0332324609
Tantara noforonina, amin’ny teny gasy sady vita malagasy ity.
Biby anisan’ny mampalaza an’i Dago ny dinaozaora, nosafidiako ho mpandray anjara tamin’ity famoronana iray ity.
Jifao ny dessin animé avy eto Madagasikara
Horonantsary MP4mampihomehy sady mampiala voly.
Porte-bonheur ho anao koa nefa
Sarimihetsika gasy natao ho an’ny ankizy sy ny fianakaviana iray manontolo.
Tohano ny mpamorona sy mpamokatra zava-kanto malagasy.
AFAKA MAMPIANATRA ANAO MAMORONA DESSIN ANIMÉ SY MANAO MONTAGE VIDÉO KOA NY TENANAY
Manana traik’efa amin’ity sehatry ny famoronana sarimiaina (sary sy feo) ity ny tenako.
Afaka manatona anao any an-trano amin’ny fotoana mahafaka anao.
Manana logiciels ahafahana manatontosa an’izany sarimiaina sy vidéo izany koa.
Mamorona figurine ahafahana manafaingana ny famoronana sarimiaina koa.
Pejy facebook : Tanguy Production
Facebook : https://www.facebook.com/sediarifaratanguyparfait.rakotoson
LinkedIn : www.linkedin.com/in/tanguy-rakotoson-498b6613b
Afaka manohana an’izao asa mivoy ny kolontsaina avy eto Madagasikara izao ianao
Mvola 0341491738 na Airtel Money 0332324609
Tsy ferana izay harotsakao na be na kely, ny erikerika, hono, ahatondra-drano.
Mety hahasoa olona maro ity pejy ity, mila aparitaka arak’izay tratra.
Mila fatsarana ihany koa ity tranonkala ity.
Tsodrano ho anao ny fandraisana anjara amin’izany.
Itony mozika masina mampitony itony koa azonao andraisana anjara

Aloavy amin’ny Mvola 0341491738 na Airtel Money 0332324609 ny Ar 5000, fandraisanao anjara, dia omeko anao ny rohin’nio mozika manome hery sy mitondra fitoniana io, 80 mn ny faharetany.